Promo !

Yaourt à boire

Ar 10,000

descrip

Catégorie :

Description

Zavatra ilaina :

(ronono masaka 1l(mangatsiaka ) ,

yaourt 3pots ,

sirop de fruits

Fikarakarana azy:

*Alaina ny ronono masaka 1l dia afangaro amin’ilay yaourt 3pots ,ampiana sirop de fruits izay mahamamy azy.

*Kapohina hifangaro dia saromana (na zaraina anaty tavoahangy tsikelikely) dia apetraka anaty frigo mandritra ny ora roa (2h) dia vita .

#Fanamboarana sirop de fruits:

ranomboakazo tsy mitapoka 15cl +siramamy 250g , haroina ho levona tsara , avy eo ataingina eo ambony afo malefaka. Haroina tsy mijanona , mangotraka 5min dia esorina ambony afo , ary tatavanina @ pasoara madinika . Azo tehirizina anaty frigo 2andro.

# Ny voakazo rehetra dia azo anaovana sirop.

#Ny ronono dia ronono velona na vovo-dronono(vovony 3cas /rano 250l)andrahoina ho masaka tsara .

Avis

Il n’y a pas encore d’avis.

Soyez le premier à laisser votre avis sur “Yaourt à boire”

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *